Distrikan'i Fandriana, Prefeikitoran'Ambositra
Manolo-tena ho amin'ny fampandrosoana ny ambanivohitra, ny fambolena fary ary ny fampiharana ny teknolojia ho an'ny mponina.
Ny Fikambanana AP FIARENANA (Faritra Amoron'i Mania) dia mampiasa ny fahaiza-manao sy ny resevera eny ifotony mba hampiroboroboana ny fampandrosoana, ny rano fisosana ary ny angovo azo havaozina.
Fampitaovana any amin'ny Kaominina Ambanivohitr'Ilanjana ho an'ny Tafomihaavo ho tombontsoan'ny mponina.
Piaraha-miasa AP Fiarenana - ESE GetherTetikasa fampidirana rano fisosana miaraka amin'ny GETHER, vatsian'ny Hydraulique Sans Frontières vola.
"We declare we form a consortium for every project which needs technology and resources. Ap FIARENANA supplies resources and GETHER supplies technology."
Lead Partner: GETHER, ambarany Mpitantana ny Start-Up (sady Mpandrindra ny Ap FIARENANA).
Fokontany 5 — Tokantrano 2 400 (Mponina 12 000)
Raha mila fanazavana fanampiny na hiara-miasa dia manorata amin'ny email :